Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.
Gisa lahy mangala- ketsa ity ka izy indray no avo vava
Ra resaka fifidianana zany tompoko an, sécurisé b zn fa aza d manabado olona foana nareo 🥺🥺🥺 firenena 2 no saika hanao anzn d RUSSIE sy USA fa Mbola ts vitany atramzao zn manao piratage resaka fifidianana zn d vomaika tsika firenena 🇲🇬🇲🇬 (resaka piratage internet le resaka an) tsy te hiteny intsony ah we andala-mpandrosona satria efa mihemotra mankany @farany s'y faha-verezana. Fa mato misy zn d nareo samy ao @ceni no mamoaka anzn satria mis ao mety enjehan n'y feoan fieritreretany we zao no tena zv-misy marina ary enjana le todin ra-malagasy sns .. ary te hijinjo anle générations futures 🙏🙏 mankasitra .
efa fantatray fa ny marina aminareo de lainga daholo tss zavatra marina izay avoakany vavanareo mianakavy
Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.