Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.
Gisa lahy mangala- ketsa ity ka izy indray no avo vava
De inona koooo
Ampihomehy nareo e
Ra resaka fifidianana zany tompoko an, sécurisé b zn fa aza d manabado olona foana nareo 🥺🥺🥺 firenena 2 no saika hanao anzn d RUSSIE sy USA fa Mbola ts vitany atramzao zn manao piratage resaka fifidianana zn d vomaika tsika firenena 🇲🇬🇲🇬 (resaka piratage internet le resaka an) tsy te hiteny intsony ah we andala-mpandrosona satria efa mihemotra mankany @farany s'y faha-verezana. Fa mato misy zn d nareo samy ao @ceni no mamoaka anzn satria mis ao mety enjehan n'y feoan fieritreretany we zao no tena zv-misy marina ary enjana le todin ra-malagasy sns .. ary te hijinjo anle générations futures 🙏🙏 mankasitra .
efa fantatray fa ny marina aminareo de lainga daholo tss zavatra marina izay avoakany vavanareo mianakavy
Aiza ny bus bé Dia bé nafaranao aloha e? Sa moa i Madame tsy mpandainga sy tsy mba mpamitaka???
Fa mba hazavao fa maninona nivaoka tao @ny CENI daholo lay voka-mpifidianana roa. Fa raha nisy piratage dia tokony lay voka -mpifidianana fosika tokony nivaoka tany @ny toerana tsy fantatara. Hazavao ko fa maninona lay voka-mpifidiana nandresehan' iTojo dia natao t@ny 19 decembre 2024 t@10 ora ariva ary ny voka-mpifidianana nandresehan'i Harilala natao t@ ny 20 decembre 2024 t@ny 8ora 41 minitra maraina. NISY OLONA TSY NATORY TAO ka tsy natory marina lay olana ka hita fa natao manipulation manuelle lay voka-mpifidianana en PDF PREMIUM nivaoka t@ny 20 décembre 2024 nandresehan'i Harilala ka LASA TSY MAHINTSY LAY CHIFFRE FA MISY CHIFFRE EN DÉCALAGE @LAY TSIPIKA FISARAHANA ..)
Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.