LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
clear sky
27 ° C
27 °
27 °
26 %
7.2kmh
0 %
Tue
24 °
Wed
28 °
Thu
29 °
Fri
28 °
Sat
28 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,208
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

Raharaha Marc Ravalomanana (tohiny).🛑 MINISTRY NY TOEKARENA : « NANASONIA TARATASY MANAIKY NY FISIAN’NY HETRA TSY VOALOANY SY NY HANEFANY IZANY I M. RAVALOMANANA NY TAONA 2023.»

🟥 Nitondra fanazavana mahakasika ny tsy nanomezan’ny Sampandraharahan’ny hetra ny 211 Bis an’i Marc Ravalomanana ny Ministra Rindra Hasimbelo Rabarinirinason :

🟥 « Nialohan’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2023 no nanaovan’i Marc Ravalomanana sonia ny taratasy fanekeny fa mbola nisy hetra tsy voaloany , miaraka amin’ny fankatoavany hanefa izany » araka ny fanamarihan’ny Ministra.

🟥 Noho ny fisian’io taratasy fanekena nataon’ny filoha teo aloha io no nanomezana azy ny « fanamarinana fandoavan-ketra » tamin’ny 2023.

🟥 Tsy nomena izany kosa izy ho an’ny taona 2024 satria tsy nanome valiny, taorian’ny nandefasan’ny Fanjakana azy ny taratasy fampahatsiahivana amin’ny tokony hanajana izay voalazan’ilay fanekena.
... TohinyFintinina

7 CommentsComment on Facebook

Aiza mampiomehy madama a! Ianareo ve dia hanaiky an’Atoa Marc Ravalomanana tsy handoa hetra. Aiza ilay taratasy nosoniaviny?

Mamitaka vahoaka anie zany nareo e,

Manaonao foana toy izany vé ny ministère des Finances tarihinao Madama ?? Mahagaga an!!😂🤣

Itony ve izany ministry n toe-karena potika sa toe-karena inona!

MBA avoay hoe zfd zany ttsy izany

Aleo fa ataonay @jirama koa système izay ity

Aza mandainga foana hoa fa maharikoriko

Load More

Raharaha Marc Ravalomanana (tohiny).

Miandry ny tohiny isika.RAHARAHA MARC RAVALOMANANA
🔴Nandefa taratasy any amin’ny Sampan-draharahan’ny hetra ny CENI

« Nanoratra any amin’ny sampan-draharaham-panjakana izay voakasiky ny antontan-taratasy tsy feno dia ny Sampan-draharahan’ny hetra izahay, ka miandry ny valiny avy amin’izany sampan-draharaha nangataka ny antony tsy nahazoan’Atoa Marc Ravalomanana ny antontan-taratasy mba hahafahana miroso amin’ny dingana hafa takian’ny lalàna eo amin’ny famaranana izany lisitra izany araka ny fanirian’ny mpifaninana… », hoy ny CENI tamin’ny alalan’ny mpampaka-teniny Soava Andriamarotafika

📷 Tahirin-tsary
... TohinyFintinina

Miandry ny tohiny isika.