LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
14 ° C
14 °
14 °
94 %
1.5kmh
20 %
Wed
30 °
Thu
30 °
Fri
26 °
Sat
23 °
Sun
18 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,214
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Miroso hatrany isika ny amin’ny FANARENANA AN’ANTANANARIVO RENIVOHITRA.

Tontosa androany ny « dépôt de signature » sy ny « légalisation » ilaina amin’ny taratasy firotsahana ho fidiana Ben’ny Tanàna eto Antananarivo Renivohitra teto amin’ny Birao ny Distrika Antananarivo I.

Ambohidahy-04/09-2024
... TohinyFintinina

6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

04/09/2024- MAGRO BEHORIRIKA
Nosakanana tsy hiditra tao amin’ny Magro ny mpanohana an’ny kandidà ho Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Atoa Marc Ravalomanana. Nolazaina fa tsy nahazo alalana tamin’ny préfet, izay no anton’izao.
... TohinyFintinina

2 CommentsComment on Facebook

Maika manome vato azy izao fihetsiky ny mpitondra izao

Mis farany io ry mr le prefet a🥹 Koa rats hoe pillon an lafrantsa 🇲🇫 d mampijaly vahoaka efa mahantra. Henoy ian ny feon ny fieritreretanareo fa ts mety zao😭 Tadidio fa ts mandray karama🤑 ianareo raha ts miasa ny vahoaka Malagasy 🇲🇬 Arakaraka ny hanenjehana ny Tim no mampatanjaka 🫵💪 Ici c'est Madagascar 🇲🇬

04/09/2024- MAGRO BEHORIRIKA
Nosakanana tsy hiditra tao amin’ny Magro ny mpanohana an’ny kandidà ho Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Atoa Marc Ravalomanana. Nolazaina fa tsy nahazo alalana tamin’ny préfet, izay no anton’izao.Image attachmentImage attachment+1Image attachment