Tena toetsain - devoly tanteraka ny toetsain ' ity fitondrana Rajoelina ity ; aiza ve ka rehefa ny mpitan - kazo manga no nanao fitsofan - drano an ' ilay olona hirotsaka hofidiana ho ben ' ny tanana, dia tsy nisy resaka fa dia navela nanatontosa izany hatramin ' ny farany , fa rehefa ny filoha Marc Ravalomanana kosa no mba mikasa hiatrika izany fitsofan - drano izany, indrindra fa @ ' ny alalan ' ny fitoam - pivavahana, dia ezahin - dRqjoelina sakanana @ ' ny alalan ' ny hery famoretana ? Izany ve tsy asan - devoly miarihary ? Misy farany raha jiaby Rajoelina fa miheritrereta a !
Mbola hisy farany Io kah !
Tsy ijanona mandrakizay eo Radomelina sy ny Bebotiny
Fa an'ny Fanjakana ve io toerana iosa an'ny Amerikane e????