RY VOLOMBOASARY !

FANTARO NY MAIKA

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
light rain
15 ° C
15 °
15 °
82 %
3.1kmh
75 %
Wed
14 °
Thu
20 °
Fri
23 °
Sat
25 °
Sun
25 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,219
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

Miroso hatrany isika ny amin’ny FANARENANA AN’ANTANANARIVO RENIVOHITRA.

Tontosa androany ny « dépôt de signature » sy ny « légalisation » ilaina amin’ny taratasy firotsahana ho fidiana Ben’ny Tanàna eto Antananarivo Renivohitra teto amin’ny Birao ny Distrika Antananarivo I.

Ambohidahy-04/09-2024
... TohinyFintinina

04/09/2024- MAGRO BEHORIRIKA
Nosakanana tsy hiditra tao amin’ny Magro ny mpanohana an’ny kandidà ho Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Atoa Marc Ravalomanana. Nolazaina fa tsy nahazo alalana tamin’ny préfet, izay no anton’izao.
... TohinyFintinina

04/09/2024- MAGRO BEHORIRIKA
Nosakanana tsy hiditra tao amin’ny Magro ny mpanohana an’ny kandidà ho Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Atoa Marc Ravalomanana. Nolazaina fa tsy nahazo alalana tamin’ny préfet, izay no anton’izao.Image attachmentImage attachment+1Image attachment