Hamaky ny tohiny:
Pejy 1 – PDF
Pejy 2 – PDF
Pejy 3 – PDF
Pejy 4 – PDF
Pejy 5 – PDF
Pejy 6 – PDF
Pejy 7 – PDF
Pejy 8 – PDF
Pejy rehetra – Ny-Valosoa-Vaovao-18-novambra-2023
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Ce contenu n’est pas disponible actuellement ... TohinyFintinina
Ce contenu n’est pas disponible actuellement
Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.0 CommentsComment on Facebook
CENI (tohiny). ... TohinyFintinina
Ce contenu n’est pas disponible actuellement
Ce problème vient généralement du fait que le propriétaire ne l’a partagé qu’avec un petit groupe de personnes, a modifié qui pouvait le voir ou l’a supprimé.11 CommentsComment on Facebook
Gisa lahy mangala- ketsa ity ka izy indray no avo vava
Ra resaka fifidianana zany tompoko an, sécurisé b zn fa aza d manabado olona foana nareo 🥺🥺🥺 firenena 2 no saika hanao anzn d RUSSIE sy USA fa Mbola ts vitany atramzao zn manao piratage resaka fifidianana zn d vomaika tsika firenena 🇲🇬🇲🇬 (resaka piratage internet le resaka an) tsy te hiteny intsony ah we andala-mpandrosona satria efa mihemotra mankany @farany s'y faha-verezana. Fa mato misy zn d nareo samy ao @ceni no mamoaka anzn satria mis ao mety enjehan n'y feoan fieritreretany we zao no tena zv-misy marina ary enjana le todin ra-malagasy sns .. ary te hijinjo anle générations futures 🙏🙏 mankasitra .
T1 aho niala nianatra tena azoko tsara, misaotra😏
De inona koooo
Ampihomehy nareo e
efa fantatray fa ny marina aminareo de lainga daholo tss zavatra marina izay avoakany vavanareo mianakavy
Confrontation pv, hatao rah manana ny marina, compte piraté izany na ianao tompony aza tsy tafiditra ao intsony efa hain'ny maro iny vokatra iny fa niandry porofo fotsiny, ny marina tsy maty
Aiza ny bus bé Dia bé nafaranao aloha e? Sa moa i Madame tsy mpandainga sy tsy mba mpamitaka???
Itony ilay mitafy hodin-janak'ondry Amboamboarina izay tsy izy ny fiteny sy ny fihetsika 🙄🙄🙄
Miala any indray ilay mpanavendrana olona
Fa mba hazavao fa maninona nivaoka tao @ny CENI daholo lay voka-mpifidianana roa. Fa raha nisy piratage dia tokony lay voka -mpifidianana fosika tokony nivaoka tany @ny toerana tsy fantatara. Hazavao ko fa maninona lay voka-mpifidiana nandresehan' iTojo dia natao t@ny 19 decembre 2024 t@10 ora ariva ary ny voka-mpifidianana nandresehan'i Harilala natao t@ ny 20 decembre 2024 t@ny 8ora 41 minitra maraina. NISY OLONA TSY NATORY TAO ka tsy natory marina lay olana ka hita fa natao manipulation manuelle lay voka-mpifidianana en PDF PREMIUM nivaoka t@ny 20 décembre 2024 nandresehan'i Harilala ka LASA TSY MAHINTSY LAY CHIFFRE FA MISY CHIFFRE EN DÉCALAGE @LAY TSIPIKA FISARAHANA ..)