Home Pub rehetra Raharaha-volamena-73.5

Raharaha-volamena-73.5

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
broken clouds
16 ° C
16 °
16 °
77 %
5.1kmh
75 %
Tue
18 °
Wed
17 °
Thu
16 °
Fri
19 °
Sat
19 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,327
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Raharaha Jirama. Aiza moa izao ireo olona ireo?RAHARAHA JIRAMA
🔴 Nohelohin'ny fitsarana 10 taona asa an-terivozona miampy "dommages - intérêts" mitentina 2.500.000.000Ar avy ireo Tale roa teo aloha #Vonjy_Randriamanga sy #Rivo_Radanielina.

🔴 Anisan'ny vesatra anenjehana azy ireo ilay raharaha "prime" 1 miliara mahery notsinjarain'ireo mpitantana maherin'ny telopolo, ka 144 tapitrisa Ar sy 112 tapitrisa Ar avy no azon'izy roalahy.

🔴 Nahatratra 48 ireo voasaringotra sy voaheloka noho ny fanodikodinam-bola, ny fanararaotam-pahefana, famotsiam-bola sy ny firaisana tsikombakomba. Tsy mbola hita popoka kosa ireo Tale Jeneraly roa teo aloha ireo.
... TohinyFintinina

1 CommentComment on Facebook

Didim-pitsarana tsy manankery satria tsy tonga any aminy ny grosses ! Mbola afaka mampiakatra Fitsarana ambony koa ry zareo ! Didim-pitsarana populisme fotsiny iny !

Raharaha Jirama. Aiza moa izao ireo olona ireo?
1 herinandro lasa
Ny Valosoa Vaovao

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.ROMY VOOS ANDRIANARISOA
Voaheloka higadra 3 taona sy tapany
🔴Nohelohin'ny Fitsarana Britanika higadra 3 taona sy tapany sazy mihatra i Roomy Vois Andrianarisoa, Tale Kabinetran'ny Fiadidian'ny Repoblika teo aloha. 2 taona sy 3 volana kosa ny an'i Philippe Tabuteau.

🔴Tsiahivina fa notorian'ny orinasa #Gemfields ho nitaky tsolotra 225 000 livre sterling sy petra-bola 5% ho tambin'ny fanomezana taratasy fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara izy ireo, ka voasambotra tany Londres ny 10 aogositra 2023.
... TohinyFintinina

1 CommentComment on Facebook

Merci prezida pour le directeur de cabinet !

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.